FIFANINANANA MANAO SARY AZAHOANA 400.000ARIARY

Ajouter un événement
12:00:00
Gratuit
FIFANINANANA MANAO SARY AZAHOANA 400.000ARIARY Société Karoka manoloana birao kakal majunga be dia manomana fifaninana sary mifangaro na “Doodle art”. Ny Lohahevitra amin’ny famorona ilay sary dia : “Hira sy tsinjaka” Ny fifaninana dia misokatra ho an’ny olona feno valo ambin’ny folo taona miakatra ary maimaim-paona ny fandraisana anjara Ny sary dia hatao amin’ny taratasy fotsy lehibe A4 na A3 Ny sary dia hatao amin’ny crayon na crayon feutre. Tsy mahazo mamerina sary efa hita ao amin’ny internet. Izay sary nalaina tamin’ny internet dia toy tsy misy na lavina. Ny fifidianana sary dia ao amin’ny pejy facebook => "karokaproject" Ny sarin’ny mpifaninana tsirairay dia mahazo naoty 5 avy amin’ny mpikarakara Ny fomba fifidianana sary dia click j’aime ao pejy facebookNy. Ny naotin’ny j’aime iray dia 0,25. Ny sary mahazo naoty ambony indrindra amin’ny fifaninana dia mpandresy ary omena loka vola 400.000 Ar Ny sary dia atao anaty valopy ary haterina aty amin’ny société karoka manoloana birao kakal majunga be Daty farany hanaterana ny sary dia 20/10/2017. Daty fifidianana sary ao pejy facebook karokaproject dia manomboka ny faha 23/10/2017 ary mifarana ny faha 28/10/2017. Ny valiny fifidianana dia ny faha 31/10/2017, izay fahafantarana sary mahazo ilay loka vola. Fanamarihana farany aza adino mametraka ny anarana sy fanampinanarana ary numero fiday ao ambadika sary. ✅Manentana antsika rehetra andray mba anjara amin’ity fidirana mpianatra taona 2017-2018 ity Izay mila fanazavana fanampiny dia antsoy ity numéro ity : 0342182374

Evénements similaires