Lanonana fanokafana - Fampianarana Teny Malagasy FTM -

Ajouter un événement
17:00:00
Fantatrao ve fa na efa mahafehy ny teny Malagasy aza ianao, dia misy ny ofana ato amin’ny FTM ahazoanao mandalina hatrany. ?
Tongava àry manotrona ny hetsika amin’ny sabotsy 1 oktobra, ho henonao ao ny votoatin’izany fampianarana izany.

Evénements similaires