Sokaf'hehy CGM Analakely‍

Ajouter un événement
17:00:00
Gratuit
Scène ouverte pour tous ceux qui ont du talent d'humoriste. Préparer un sketch de 5 minutes et dévoilez votre blague la plus délirante sur la scène du CGM le vendredi 13 juillet 2018 de 17h à 18h30 Sehosehatra malalaka ho an'ireo izay manana talenta amin'ny fampihomehezana. Manomana tantara na zavatra mampiomehy maharitra 5 minitra ary asehoy ny mpijery ao amin'ny CGM ny zoma 13 jolay 2018 amin'ny 5 ora hariva hatramin'ny 6 ora sy sasany hariva

Evénements similaires